|
|
|
|

Entry1  raha alina
Elementary words  2 raha, 3 alina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [1.1]
Explanations in English  6 this evening, tonight; same as anio alina [1.2]
Synonyms  7 anio alina

Anagrams  8 ilaharana, 9 Lahariana, raha alina

Updated on 2025/12/08